<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>B.D. Ackley</author>
<title>He ny hoby ao an-danitra FFPM80</title>
<lyrics>[V1]
 He, ny hoby ao an-danitra,
 Fa Mpamonjy re no teraka,
 Io no Zanak'Andriamanitra,
 'Lay Tanteraka.
 Mifalia, mihobia,
 Fa tonga ho anao ny Tompo
 tia
 Ka mba hirao sy lazao
 Ny famonjena azonao !

[V2]
 Zava-mahagaga fatratra
 Ny fitiavan'Andriamanitra,
 Ny mpanota tafasaraka
 Tonga sambatra !
 Mifalia, ..sns.

[V3]
 O ! ry tany izay asandratra,
 Ka vangian'ny Tompon-
 danitra,
 Inona ary no atolotra
 Ny Mpanavotra ?
 Mifalia, ..sns.</lyrics>
<hymn_number>80</hymn_number>
</song>